# Ataony an-tsaina ... ny teny izay nandidiany Ireo andianteny roa ireo dia mifampizara hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. Ny teny "teny" dia manondro ny fanekena. DH: "Ataony an-tsaina mandrakizay ny fanekeny, dia ilay fampanantenana nataony" # Ataony an-tsaina Izany dia midika hoe mahatsiaro sy mihevitra momba ny zavatra iray. DH: "mahatsiaro" # taranaka an'arivony "taranaka 1.000"