plt_tn/psa/104/010.md

392 B

rian-drano

ony kely

afaka hetaheta ireo ampondradia

Azo ambara mazava ny hoe ny ampondradia mangetaheta rano. DH: "misotro rano ny ampondradia hanafahana ny hetahetany"

amoron-drano

Ny tany amin'ny sisin'ny renirano

mihira eny amin'ny rantsan-kazo izy ireo

Eto Davida dia mamaritra ireo vorona misiotsioka toy ny hoe mihira. DH: "misiotsioka eny amin'ny rantsan-kazo izy ireo"