plt_tn/psa/104/010.md

16 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rian-drano
ony kely
# afaka hetaheta ireo ampondradia
Azo ambara mazava ny hoe ny ampondradia mangetaheta rano. DH: "misotro rano ny ampondradia hanafahana ny hetahetany"
# amoron-drano
Ny tany amin'ny sisin'ny renirano
# mihira eny amin'ny rantsan-kazo izy ireo
Eto Davida dia mamaritra ireo vorona misiotsioka toy ny hoe mihira. DH: "misiotsioka eny amin'ny rantsan-kazo izy ireo"