plt_tn/psa/104/008.md

603 B

Nitsangana ireo tendrombohitra, ary ireo lohasaha niely

Eto ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra mahatonga ireo tendrombohitra sy lohasaha hikisaka sy hiova toy ny hoe izy ireo mihitsy no nifidy ny hihetsika. Faritana ho toy izany ireo mba hanamafisana ny herin'Andriamanitra.

sisintany ho an'ireny Ianao mba tsy hihoarany

Eto ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra mahatonga ny rano tsy hihoatra ny sisintany izay nataony ho an'izany toy ny hoe ny rano mihitsy no nifidy ny tsy hihoatra izany.

sisintany

"faritra" na "sisiny"

ho an'ireny

Ny teny "ireny" dia manondro an'ireo rano.