plt_tn/psa/104/008.md

16 lines
603 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nitsangana ireo tendrombohitra, ary ireo lohasaha niely
Eto ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra mahatonga ireo tendrombohitra sy lohasaha hikisaka sy hiova toy ny hoe izy ireo mihitsy no nifidy ny hihetsika. Faritana ho toy izany ireo mba hanamafisana ny herin'Andriamanitra.
# sisintany ho an'ireny Ianao mba tsy hihoarany
Eto ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra mahatonga ny rano tsy hihoatra ny sisintany izay nataony ho an'izany toy ny hoe ny rano mihitsy no nifidy ny tsy hihoatra izany.
# sisintany
"faritra" na "sisiny"
# ho an'ireny
Ny teny "ireny" dia manondro an'ireo rano.