plt_tn/psa/104/006.md

710 B

Nanarona ny tany tamin'ny rano ho toy ny fitafiana Ianao

Eto ny rano izay mandrakotra ny tany dia ampitahaina amin'ny fomba handrakofan'ny lamba be tanteraka ny zavatra iray. DH: "Nosaronanao rano tanteraka ny tany"

Ny fibedesanao no mampihemotra ny rano ... nampandositra ireny

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary miaraka ampiasaina mba hanamafisana ny fomba nandefasan'Andriamanitra ny rano hiala.

mampihemotra

"misintaka" na "miverina"

nampandositra ireny

Eto ny mpanao salamo dia miteny momba ny rano mihemotra toy ny hoe nitsoaka toy ny biby taorian'ny nadrenesany ny feon'i Yaveh. Ny teny "nampandositra" midika miazakazaka mafy. DH: "nitsoaka" (UDB)