forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
710 B
Markdown
16 lines
710 B
Markdown
|
# Nanarona ny tany tamin'ny rano ho toy ny fitafiana Ianao
|
||
|
|
||
|
Eto ny rano izay mandrakotra ny tany dia ampitahaina amin'ny fomba handrakofan'ny lamba be tanteraka ny zavatra iray. DH: "Nosaronanao rano tanteraka ny tany"
|
||
|
|
||
|
# Ny fibedesanao no mampihemotra ny rano ... nampandositra ireny
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary miaraka ampiasaina mba hanamafisana ny fomba nandefasan'Andriamanitra ny rano hiala.
|
||
|
|
||
|
# mampihemotra
|
||
|
|
||
|
"misintaka" na "miverina"
|
||
|
|
||
|
# nampandositra ireny
|
||
|
|
||
|
Eto ny mpanao salamo dia miteny momba ny rano mihemotra toy ny hoe nitsoaka toy ny biby taorian'ny nadrenesany ny feon'i Yaveh. Ny teny "nampandositra" midika miazakazaka mafy. DH: "nitsoaka" (UDB)
|