forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
988 B
Markdown
24 lines
988 B
Markdown
# ...nao ... anao
|
|
|
|
Betsaka ireo fandikan-teny no maneho izany ho "...ko, izaho, ahy" araka ny ataon'ny UDB.
|
|
|
|
# Manavotra ny ainao amin'ny faharavana Izy
|
|
|
|
Izany dia midika fa Yaveh no mihazona azy ho velona. DH: "Manavotra ahy tsy ho faty Izy"
|
|
|
|
# manarona anao Izy
|
|
|
|
Eto ny "fitahiana" dia faritana toy ny how "satrohana." DH: "mitahy anao Izy"
|
|
|
|
# Manao izay mahafa-po ny fiainanao amin'ny zava-tsoa Izy
|
|
|
|
Ny andianteny "ny fiainanao" dia manondro "ianao," nefa izany manamafy fa Yaveh manome fitahiana mandritra ny fiainana. DH: "Mahafapo anao amin'ireo zava-tsoa Izy mandritra ny fiainanao"
|
|
|
|
# ho vao tahaka ny voromahery indray ny fahatanoranao
|
|
|
|
Ny fananana ny "fahatanorana vaonao" dia midika fa mahatsiaro tanora indray. Eto Davida dia mampitaha izany fahatsapana hatanorana izany amin'ny hakingana sy tanjaky ny voromahery. DH: "hahatsiaro tanora sy matanjaka toy ny voromahery ianao"
|
|
|
|
# ny fahatanoranao
|
|
|
|
Ny "fahatanorana" dia manondro ny tanjaka nanana tamin'ny mbola tanora lehibe.
|