plt_tn/psa/103/003.md

988 B

...nao ... anao

Betsaka ireo fandikan-teny no maneho izany ho "...ko, izaho, ahy" araka ny ataon'ny UDB.

Manavotra ny ainao amin'ny faharavana Izy

Izany dia midika fa Yaveh no mihazona azy ho velona. DH: "Manavotra ahy tsy ho faty Izy"

manarona anao Izy

Eto ny "fitahiana" dia faritana toy ny how "satrohana." DH: "mitahy anao Izy"

Manao izay mahafa-po ny fiainanao amin'ny zava-tsoa Izy

Ny andianteny "ny fiainanao" dia manondro "ianao," nefa izany manamafy fa Yaveh manome fitahiana mandritra ny fiainana. DH: "Mahafapo anao amin'ireo zava-tsoa Izy mandritra ny fiainanao"

ho vao tahaka ny voromahery indray ny fahatanoranao

Ny fananana ny "fahatanorana vaonao" dia midika fa mahatsiaro tanora indray. Eto Davida dia mampitaha izany fahatsapana hatanorana izany amin'ny hakingana sy tanjaky ny voromahery. DH: "hahatsiaro tanora sy matanjaka toy ny voromahery ianao"

ny fahatanoranao

Ny "fahatanorana" dia manondro ny tanjaka nanana tamin'ny mbola tanora lehibe.