plt_tn/psa/102/021.md

273 B

hanambara ny anaran'i Yaveh any Ziona sy ny fiderana Azy any Jerosalema

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny hevitry ny fiderana ny anaran'i Yaveh.

sy ny fiderana Azy

Ny teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "sy hanambara ny fiderana Azy.