plt_tn/psa/102/021.md

8 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hanambara ny anaran'i Yaveh any Ziona sy ny fiderana Azy any Jerosalema
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny hevitry ny fiderana ny anaran'i Yaveh.
# sy ny fiderana Azy
Ny teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "sy hanambara ny fiderana Azy.