plt_tn/psa/102/001.md

16 lines
423 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# ny ory
Izany dia manondro lehilahy izay nampahoriana. DH: "ny lehilahy nampahoriana"
# feno loatra
"osa" na "ketraka"
# mandraraka ny fitarainany manoloana an'i Yaveh
Ny fomba nanehoan'ny mpanoratra ny fitarainany dia ampitahaina amin'ny fandrarahana rano. DH: "maneho amin-kalalahana ny alahelony amin'i Yaveh"