plt_tn/psa/102/001.md

423 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

ny ory

Izany dia manondro lehilahy izay nampahoriana. DH: "ny lehilahy nampahoriana"

feno loatra

"osa" na "ketraka"

mandraraka ny fitarainany manoloana an'i Yaveh

Ny fomba nanehoan'ny mpanoratra ny fitarainany dia ampitahaina amin'ny fandrarahana rano. DH: "maneho amin-kalalahana ny alahelony amin'i Yaveh"