plt_tn/psa/100/004.md

16 lines
534 B
Markdown

# amin'ny fisaorana
"amin'ny fisaorana Azy" na "amin'ny fanoloram-pisaorana Azy
# misaora ny anarany
Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i YAveh tenany mihitsy. DH: "misaora an'i Yaveh" na "ataovy izay mahafaly an'i Yaveh." Jereo ny nandikana ny "hisaorana anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18.
# manerana ny taranaka rehetra ny fahamarinany
"maharitra manerana ny taranaka rehetra ny fahamarinany"
# manerana ny taranaka mandimby rehetra
"isaky ny taranaka mifandimby." Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 89:3.