plt_tn/psa/100/004.md

534 B

amin'ny fisaorana

"amin'ny fisaorana Azy" na "amin'ny fanoloram-pisaorana Azy

misaora ny anarany

Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i YAveh tenany mihitsy. DH: "misaora an'i Yaveh" na "ataovy izay mahafaly an'i Yaveh." Jereo ny nandikana ny "hisaorana anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18.

manerana ny taranaka rehetra ny fahamarinany

"maharitra manerana ny taranaka rehetra ny fahamarinany"

manerana ny taranaka mandimby rehetra

"isaky ny taranaka mifandimby." Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 89:3.