plt_tn/psa/097/006.md

572 B

Manambara ny fahitsiany ireo habakabaka

Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanao salamo miteny toy ny hoe ny habakabaka no irak'i Yaveh izay manambara fa mahitsy Yaveh. DH: "Azon'ny rehetra jerena fa mahitsy Andriamanitra, tahaka ny olon-drehetra mahita habakabaka" na 2) ny habakabaka dia manondro ny zava-miaina monina any an-danitra. DH: "Izay rehetra monina any an-danitra manambara fa mahitsy Yaveh" (UDB)

Naheno Ziona ... ny tanànan'i Joda

Izany dia manondro an'ireo vahoaka monina ao amin'ireo tany ireo. DH: "Naheno ny vahoakan'i Ziona ... ny vahoakan'i Joda"