plt_tn/psa/097/006.md

8 lines
572 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manambara ny fahitsiany ireo habakabaka
Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanao salamo miteny toy ny hoe ny habakabaka no irak'i Yaveh izay manambara fa mahitsy Yaveh. DH: "Azon'ny rehetra jerena fa mahitsy Andriamanitra, tahaka ny olon-drehetra mahita habakabaka" na 2) ny habakabaka dia manondro ny zava-miaina monina any an-danitra. DH: "Izay rehetra monina any an-danitra manambara fa mahitsy Yaveh" (UDB)
# Naheno Ziona ... ny tanànan'i Joda
Izany dia manondro an'ireo vahoaka monina ao amin'ireo tany ireo. DH: "Naheno ny vahoakan'i Ziona ... ny vahoakan'i Joda"