forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
915 B
Markdown
20 lines
915 B
Markdown
# Yaveh no efa tilikamboko avo
|
|
|
|
Eto ny "tilikambo" dia sarinteny ho an'ny fiarovana. DH: "Yaveh no efa niaro ahy tamin'ireo fahavaloko"
|
|
|
|
# vatolampy fialofako ny Andriamanitro
|
|
|
|
Ny mpanao salamo miteny ny fananana an'Andriamanitra hiaro azy toy ny hoe toerana azo antoka izay ahafahan'ny mpanao salamo ho voaaro Andriamanitra. Jereo ao min'ny 62:7 ny nandikana ny "vatolampy" sy "fialofana." DH: "Efa nangataka tamin'Andriamanitra aho hiaro ahy, ary dia niaro ahy tamin'ny heriny Izy"
|
|
|
|
# Hampitondra azy ireo ihany ny helony
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "hanatanteraka amin'izy ireo ny zava-dratsy nataony tamin'ny hafa" na 2) "hanafay azy ireo noho ny zava-dratsy rehetra nataony tamin'ny hafa"
|
|
|
|
# hamongotra azy ireo
|
|
|
|
Izany dia fomba fiteny midika hoe "hamono azy ireo."
|
|
|
|
# amin'ny faharatsiany ihany
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "raha mbola manao zava-dratsy izy ireo" na 2) "satria nahavita zava-dratsy izy ireo."
|