plt_tn/psa/094/014.md

24 lines
917 B
Markdown

# ny lovany
"ireo izay nofidiany hiaraka aminy mandrakizay"
# ho marina indray ny fitsarana
Ny mpanao salamo miteny an'ireo izay mitsara toy ny hoe izy ireo no fanapahakevitra izay ataony, Ny anarana "fitsarana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mitsara." DH: "hitsara indray amim-pahamarinana ny mpitsara" na "hanana fanapahakevitra marina indray ny mpitsara"
# ny mahitsy fo
Ny andianteny mpamaritoetra "mahitsy fo" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "ireo izay manana fo mahitsy amin'Andriamanitra"
# hanaraka izany
"hila ny mpitsara hitsara amim-pahamarinana"
# Iza no hitsangana hiaro ahy amin'ireo mpanao ratsy? Iza no hijoro ho ahy hanohitra ?
Azo adika ho fanamabarana tsotra izany. DH: "Tsy hisy hiaro ahy amin'ireo mpanao ratsy. Tsy hisy hanampy ahy hiady amin'ny ratsy fanahy."
# ny ratsy fanahy
Ny mpamaritoetra"ratsy fanahy" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "olona ratsy fanahy"