plt_tn/psa/094/014.md

917 B

ny lovany

"ireo izay nofidiany hiaraka aminy mandrakizay"

ho marina indray ny fitsarana

Ny mpanao salamo miteny an'ireo izay mitsara toy ny hoe izy ireo no fanapahakevitra izay ataony, Ny anarana "fitsarana" dia azo adika amin'ny matoanteny "mitsara." DH: "hitsara indray amim-pahamarinana ny mpitsara" na "hanana fanapahakevitra marina indray ny mpitsara"

ny mahitsy fo

Ny andianteny mpamaritoetra "mahitsy fo" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "ireo izay manana fo mahitsy amin'Andriamanitra"

hanaraka izany

"hila ny mpitsara hitsara amim-pahamarinana"

Iza no hitsangana hiaro ahy amin'ireo mpanao ratsy? Iza no hijoro ho ahy hanohitra ?

Azo adika ho fanamabarana tsotra izany. DH: "Tsy hisy hiaro ahy amin'ireo mpanao ratsy. Tsy hisy hanampy ahy hiady amin'ny ratsy fanahy."

ny ratsy fanahy

Ny mpamaritoetra"ratsy fanahy" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "olona ratsy fanahy"