plt_tn/psa/094/012.md

349 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ankehitriny ny mpanoratra dia miresaka amin'i Yaveh indray.

mandra-pihady lavaka ho an'ny ratsy fanahy

Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh manafay ny ratsy fanahy toy ny hoe Yaveh namandrika biby ao anaty lavaka. DH: "mandra-pihadianao lavaka ho an'ny ratsy fanahy" na "mandra-pamotehanao ny ratsy fanahy"