# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ankehitriny ny mpanoratra dia miresaka amin'i Yaveh indray. # mandra-pihady lavaka ho an'ny ratsy fanahy Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh manafay ny ratsy fanahy toy ny hoe Yaveh namandrika biby ao anaty lavaka. DH: "mandra-pihadianao lavaka ho an'ny ratsy fanahy" na "mandra-pamotehanao ny ratsy fanahy"