forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
949 B
Markdown
20 lines
949 B
Markdown
# Mandra-pahoviana ny ratsy fanahy, ry Yaveh, mandra-pahoviana ny ratsy fanahy no hiravoravo?
|
|
|
|
Ny mpanao salamo mamerimberina ny fanontaniana mba hampisehoana fa tsy faly amin'ny fotoana amelan'i Yaveh ny ratsy fanahy hifaly. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Efa niandry ela loatra Ianao ry Yaveh; efa niandry ela loatra Ianao mba hampitsahatra ny ratsy fanahy amin'ny fifaliana."
|
|
|
|
# ny ratsy fanahy no hiravoravo
|
|
|
|
Ny antony hiravoan'ny ratsy fanahy dia azo ambara mazava tsara. DH: "ny ratsy fanahy no hiravoravo satria tsy mba manafay azy ireny mihitsy Ianao amin'ireo asa ratsy ataony"
|
|
|
|
# izy ireo
|
|
|
|
"ireo rehetra izay manao ratsy"
|
|
|
|
# Mandraraka ny teny fiavonavonany izy ireo
|
|
|
|
Ny mpanao salamo manoratra ny filazan'ny ratsy fanahy toy ny hoe rano araraka ny tenin'izy ireo.
|
|
|
|
# izay rehetra manao ratsy dia mieboebo avokoa
|
|
|
|
"izay rehetra manao ny ratsy mirehareha momba ireo asa ratsiny sy ny fihetsiny"
|