plt_tn/psa/090/011.md

970 B

Iza no mahalala ny hamafin'ny hatezeranao, sy ny fahaviniranao izay mitovy amin'ny fahatahorana Anao?

Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa tsy misy efa niatrika ny hatezeran'Andriamanitra izany. Noho izany dia tsy misy manaja marina an'Andriamanitra ka matahotra an'Andriamanitra rehefa manota ny olombelona. DH: "Tsy misy mahalala ny hamafin'ny hatezeranao. Nohoa izany dia tsy misy matahotra ny fahaviniranao izy ireo rehefa manota."

Miverena, ry Yaveh! Mandra-pahoviana izao?

Ny fangatahana amin'i Yaveh mba tsy ho tezitra intsony dia lazaina toy ny hoe tian'ny mpanoratra hiala mivantana amin'Andriamanitra ny hatezerana. DH: "Yaveh o, aza mba tezitra intsony re Ianao"

Mandra-pahoviana izao?

Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanambarana fa tiany Andriamanitra mba hitsahatra amin'ny hatezerana.

Mamindrà fo amin'ireo mpanomponao

Eto ny "mpanomponao" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "Mamindrà fo aminay, mpanomponao"