forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
970 B
Markdown
16 lines
970 B
Markdown
|
# Iza no mahalala ny hamafin'ny hatezeranao, sy ny fahaviniranao izay mitovy amin'ny fahatahorana Anao?
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa tsy misy efa niatrika ny hatezeran'Andriamanitra izany. Noho izany dia tsy misy manaja marina an'Andriamanitra ka matahotra an'Andriamanitra rehefa manota ny olombelona. DH: "Tsy misy mahalala ny hamafin'ny hatezeranao. Nohoa izany dia tsy misy matahotra ny fahaviniranao izy ireo rehefa manota."
|
||
|
|
||
|
# Miverena, ry Yaveh! Mandra-pahoviana izao?
|
||
|
|
||
|
Ny fangatahana amin'i Yaveh mba tsy ho tezitra intsony dia lazaina toy ny hoe tian'ny mpanoratra hiala mivantana amin'Andriamanitra ny hatezerana. DH: "Yaveh o, aza mba tezitra intsony re Ianao"
|
||
|
|
||
|
# Mandra-pahoviana izao?
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanambarana fa tiany Andriamanitra mba hitsahatra amin'ny hatezerana.
|
||
|
|
||
|
# Mamindrà fo amin'ireo mpanomponao
|
||
|
|
||
|
Eto ny "mpanomponao" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "Mamindrà fo aminay, mpanomponao"
|