plt_tn/psa/090/007.md

675 B

levona amin'ny hatezeranao izahay

Andriamanitra manimba ny olona amin'ny hatezerany dia lazaina toy ny hoe ny hatezerany no afo mandoro tanteraka ny vahoaka. DH: "mamotika anay amin'ny hatezeranao Ianao"

ary amin'ny fahaviniranao no maharaiki-tahotra anay

"ary rehefa tezitra Ianao dia matahotra mafy izahay"

Efa nametraka ny helokay teo anoloanao Ianao, ireo fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny fanatrehanao

Andriamanitra mihevitra ny fahotan'ny olona dia lazaina toy ny hoe ny fahotana dia zavatra azony apetraka eo anoloany sy jereny. DH: "Ianao mahita ny zava-pahotana rehetra ataonay, eny fa na dia ireo zava-dratsy ataonay any amin'ny mangingina aza"