forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
675 B
Markdown
12 lines
675 B
Markdown
|
# levona amin'ny hatezeranao izahay
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra manimba ny olona amin'ny hatezerany dia lazaina toy ny hoe ny hatezerany no afo mandoro tanteraka ny vahoaka. DH: "mamotika anay amin'ny hatezeranao Ianao"
|
||
|
|
||
|
# ary amin'ny fahaviniranao no maharaiki-tahotra anay
|
||
|
|
||
|
"ary rehefa tezitra Ianao dia matahotra mafy izahay"
|
||
|
|
||
|
# Efa nametraka ny helokay teo anoloanao Ianao, ireo fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny fanatrehanao
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra mihevitra ny fahotan'ny olona dia lazaina toy ny hoe ny fahotana dia zavatra azony apetraka eo anoloany sy jereny. DH: "Ianao mahita ny zava-pahotana rehetra ataonay, eny fa na dia ireo zava-dratsy ataonay any amin'ny mangingina aza"
|