forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Ianao mampody ho vovoka ny olona
|
|
|
|
Izany midika fa tahaka ny naharin'Andriamanitra ny lehilahy voalohany ihany, dia Adama, avy tamin'ny tany, no hampodian'Andriamanitra ny vatan'olombelona ho tany indray aorian'ny hafatesan'izy ireo. DH: "Ampodianao ho vovoka ny olona rehefa maty"
|
|
|
|
# mampody ny olona
|
|
|
|
Eto ny "olona" midika ny olombelona amin'ny ankapobeny.
|
|
|
|
# Miverena, ianareo ry taranak'olombelona
|
|
|
|
"Miverena ho vovoka, ianareo ry taranaka" na "Modia ho tany, ianareo ry taranaka"
|
|
|
|
# ianareo ry taranak'olombelona
|
|
|
|
Izany dia fomba hanndroana olombelona amin'ny ankapobeny. DH: "ianareo ry olombelona" na "ianareo ry olona"
|
|
|
|
# Fa ny arivo taona eo imasonao dia toy ny omaly rehefa lasa, ary fotoana toy ny fiambenana amin'ny alina
|
|
|
|
Ny mpanoratra te ilazana fa ny fotoana ela dia ela dia toa fohy ihany amin'Andriamanitra. DH: "heverinao ho mitovy amin'ny andro iray, na ora vitsy sy fohy amin'ny alina any amin'ny lasa ny arivo taona" na "Na dia ny arivo taona aza tsy fotoana ela aminao"
|
|
|
|
# ny arivo taona
|
|
|
|
"1.000 taona"
|
|
|
|
# eo imasonareo
|
|
|
|
Eto ny "imaso" dia maneho fisainana na hevitra. DH: "aminao"
|