plt_tn/psa/090/001.md

28 lines
610 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Vavak'i Mosesy
"Ity dia vavaka nosoratan'i Mosesy"
# Tompo o, Ianao efa fialofanay
Andriamanitra miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra no fialofana. DH: "Tompo o, Ianao no efa tahaka ny fialofanay"
# manerana ireo taranaka rehetra
"lalandava" (UDB)
# nahary
"namorona" na "namolavola"
# izao tontolo izao
Izany dia maneho ny zavatra rehetra izay ao amin'ny tany.
# rahatrizay ka ho mandrakizay
Ity andianteny ity dia maneho ny fotoana lasa, ankehitriny, sy ny hoavy rehetra.