plt_tn/psa/090/001.md

610 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Vavak'i Mosesy

"Ity dia vavaka nosoratan'i Mosesy"

Tompo o, Ianao efa fialofanay

Andriamanitra miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra no fialofana. DH: "Tompo o, Ianao no efa tahaka ny fialofanay"

manerana ireo taranaka rehetra

"lalandava" (UDB)

nahary

"namorona" na "namolavola"

izao tontolo izao

Izany dia maneho ny zavatra rehetra izay ao amin'ny tany.

rahatrizay ka ho mandrakizay

Ity andianteny ity dia maneho ny fotoana lasa, ankehitriny, sy ny hoavy rehetra.