forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# Tompo o, aiza ireo asam-pamindramponao taloha izay nianiananao tamin'i Davida tamin'ny fahamarinanao?
|
|
|
|
Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hangatahana amin'ny Tompo mba ho mahatoky amin'ny famindrampony amin'i Davida. DH: "Tompo o, meteza ho mahatoky amin'ny famindramponao amin'i Davida tahaka ny efa toetranao tany aloha"
|
|
|
|
# Tsarovy
|
|
|
|
Ny mpanoratra mangataka an'i Yaveh hametraka izany ho ao amin'ny fahatsiarovany. DH: "hevero"
|
|
|
|
# ny fanesoana natao tamin'ireo mpanomponao
|
|
|
|
Eto ny "mpanomponao" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "ny anesoan'izy ireo anay, izay mpanomponao"
|
|
|
|
# ny fomba nizakan'ny foko ny teny ratsy maro avy amin'ireo firenena
|
|
|
|
Eto ny "fo" dia maneho fihetseham-pon'olona iray. DH: "mizaka teny ratsy maro avy amin'ny vahoakan'ireo firenena aho" na "mijaly aho satria miteny ratsy ahy ny vahoaka avy amin'ireo firenena"
|
|
|
|
# avy amin'ireo firenena
|
|
|
|
Eto ny "firenena" dia maneho ny vahoakan'ireo firenena.
|
|
|
|
# Nihiaka teny ratsy ireo fahavalonao
|
|
|
|
Ireo fahavalo mihika teny ratsy any amin'ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe zavatra izay itorahan'ireo fahavalo mafy ny mpanjaka ny teny ratsy.
|
|
|
|
# noesoin'izy ireo ny dian-tongotr'ilay voahosotrao
|
|
|
|
Eto ny "dian-tongotra" dia maneho izay alehan'ny mpanjaka. DH: "esoin'izy ireo ilay voahosotrao na aiza na aiza alehany"
|