1.3 KiB
Tompo o, aiza ireo asam-pamindramponao taloha izay nianiananao tamin'i Davida tamin'ny fahamarinanao?
Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hangatahana amin'ny Tompo mba ho mahatoky amin'ny famindrampony amin'i Davida. DH: "Tompo o, meteza ho mahatoky amin'ny famindramponao amin'i Davida tahaka ny efa toetranao tany aloha"
Tsarovy
Ny mpanoratra mangataka an'i Yaveh hametraka izany ho ao amin'ny fahatsiarovany. DH: "hevero"
ny fanesoana natao tamin'ireo mpanomponao
Eto ny "mpanomponao" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "ny anesoan'izy ireo anay, izay mpanomponao"
ny fomba nizakan'ny foko ny teny ratsy maro avy amin'ireo firenena
Eto ny "fo" dia maneho fihetseham-pon'olona iray. DH: "mizaka teny ratsy maro avy amin'ny vahoakan'ireo firenena aho" na "mijaly aho satria miteny ratsy ahy ny vahoaka avy amin'ireo firenena"
avy amin'ireo firenena
Eto ny "firenena" dia maneho ny vahoakan'ireo firenena.
Nihiaka teny ratsy ireo fahavalonao
Ireo fahavalo mihika teny ratsy any amin'ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe zavatra izay itorahan'ireo fahavalo mafy ny mpanjaka ny teny ratsy.
noesoin'izy ireo ny dian-tongotr'ilay voahosotrao
Eto ny "dian-tongotra" dia maneho izay alehan'ny mpanjaka. DH: "esoin'izy ireo ilay voahosotrao na aiza na aiza alehany"