plt_tn/psa/089/011.md

623 B

ny atsimo sy avaratra

Ny mpanoratra mampiasa ny teny "avaratra" sy "atsimo" miaraka mba hilazana fa Andriamanitra nahary ny zava-drehetra na aiza na aiza

Mifaly amin'ny anaranao i Tabara sy Hermona

Tabara dia tendrombohitra atsimo-andrefan'ny ranomasina Galilia ary Hermona dia tendrombohitra avaratra-atsinanan'ny ranomasina Galilia. Ny mpanoratra manoritsoritra ireo tendrombohitra ireo toy ny hoe olombelona izay afaka ny hifaly. DH: "Toy ny hoe nifaly tamin'ny anaranao ny tendrombohitra Tabara sy ny tendrombohitra Hermona"

amin'ny anaranao

Eto ny "anarana" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "aminao"