# ny atsimo sy avaratra Ny mpanoratra mampiasa ny teny "avaratra" sy "atsimo" miaraka mba hilazana fa Andriamanitra nahary ny zava-drehetra na aiza na aiza # Mifaly amin'ny anaranao i Tabara sy Hermona Tabara dia tendrombohitra atsimo-andrefan'ny ranomasina Galilia ary Hermona dia tendrombohitra avaratra-atsinanan'ny ranomasina Galilia. Ny mpanoratra manoritsoritra ireo tendrombohitra ireo toy ny hoe olombelona izay afaka ny hifaly. DH: "Toy ny hoe nifaly tamin'ny anaranao ny tendrombohitra Tabara sy ny tendrombohitra Hermona" # amin'ny anaranao Eto ny "anarana" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "aminao"