plt_tn/psa/089/009.md

12 lines
308 B
Markdown

# Mifehy ny ranomasina misamboravoara Ianao
"Mibaiko ny ranomasina misamboravoara Ianao"
# Notorotoroinao toy ny olona novonoina i Rahaba
Ny teny "Rahaba" eto dia manondro ny biby lehibe an-dranomasina.
# tamin'ny sandrinao mahery
Eto ny "sandry" dia maneho ny fahefana. DH: "tamin'ny fahefanao lehibe"