plt_tn/psa/089/009.md

308 B

Mifehy ny ranomasina misamboravoara Ianao

"Mibaiko ny ranomasina misamboravoara Ianao"

Notorotoroinao toy ny olona novonoina i Rahaba

Ny teny "Rahaba" eto dia manondro ny biby lehibe an-dranomasina.

tamin'ny sandrinao mahery

Eto ny "sandry" dia maneho ny fahefana. DH: "tamin'ny fahefanao lehibe"