plt_tn/psa/089/007.md

369 B

fiangonan'ireo masina

"ny fiarahan'ireo masina" na "ny fiarahan'ireo anjely"

iza no mahery toa Anao, ry Yaveh?

Ny mpanoratra manontany mba hanamafisana fa tsy misy mahery tahaka an'i Yaveh.

Mandrakotra Anao ny fahamarinanao

Yaveh manatanteraka hatrany izay nampanantenainy hatao dia lazaina toy ny hoe lamba na fitafy mandrakotra azy ny fahamarinan'i Yaveh.