# fiangonan'ireo masina "ny fiarahan'ireo masina" na "ny fiarahan'ireo anjely" # iza no mahery toa Anao, ry Yaveh? Ny mpanoratra manontany mba hanamafisana fa tsy misy mahery tahaka an'i Yaveh. # Mandrakotra Anao ny fahamarinanao Yaveh manatanteraka hatrany izay nampanantenainy hatao dia lazaina toy ny hoe lamba na fitafy mandrakotra azy ny fahamarinan'i Yaveh.