forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
554 B
Markdown
8 lines
554 B
Markdown
# Efa nandalo teo amiko ny asanao tezitra
|
|
|
|
Izany dia miteny an'Andriamanitra manafay ny mpanoratra toy ny hoe onja lehibe misandratra avy amin'ny ranomasina ireo asan'Andriamanitra ka mianjera sy manorotoro ny mpanoratra. DH: "Toy ny nanorotoro ahy ireo asanao tezitra"
|
|
|
|
# ny asanao mampihorohoro efa nandringana ahy
|
|
|
|
Izany dia miteny momba an'Andriamanitra manafay ny mpanoratra toy ny hoe Andriamanitra namotika tanteraka ny mpanoratra. DH: "ny asa mampihorohoro ataonao no efa namotika ahy" na "ny asa mampihorohoro ataonao no efa saika namotika ahy"
|