plt_tn/psa/088/015.md

554 B

Efa nandalo teo amiko ny asanao tezitra

Izany dia miteny an'Andriamanitra manafay ny mpanoratra toy ny hoe onja lehibe misandratra avy amin'ny ranomasina ireo asan'Andriamanitra ka mianjera sy manorotoro ny mpanoratra. DH: "Toy ny nanorotoro ahy ireo asanao tezitra"

ny asanao mampihorohoro efa nandringana ahy

Izany dia miteny momba an'Andriamanitra manafay ny mpanoratra toy ny hoe Andriamanitra namotika tanteraka ny mpanoratra. DH: "ny asa mampihorohoro ataonao no efa namotika ahy" na "ny asa mampihorohoro ataonao no efa saika namotika ahy"