plt_tn/psa/086/015.md

12 lines
472 B
Markdown

# be famindram-po sy fahamarinana
Andriamanitra mamindrafo sy marina foana dia lazaina toy ny hoe zavatra izay ananan'Andriamanitra betsaka ny famindrampo sy fahamarinana.
# Itodiho aho
Ny fangatahana amin'Andriamanitra mba hihevitra azy dia lazaina toy ny hoe nila an'Andriamanitra hitodika sy hijery azy izy.
# omeo ny herinao ny mpanomponao
Ny anarana "hery" dia azo ambara ho matoanteny na mpoamaritoetra. DH: "herezo ny mpanomponao" na "atanjaho ny mpanomponao"