# be famindram-po sy fahamarinana Andriamanitra mamindrafo sy marina foana dia lazaina toy ny hoe zavatra izay ananan'Andriamanitra betsaka ny famindrampo sy fahamarinana. # Itodiho aho Ny fangatahana amin'Andriamanitra mba hihevitra azy dia lazaina toy ny hoe nila an'Andriamanitra hitodika sy hijery azy izy. # omeo ny herinao ny mpanomponao Ny anarana "hery" dia azo ambara ho matoanteny na mpoamaritoetra. DH: "herezo ny mpanomponao" na "atanjaho ny mpanomponao"