plt_tn/psa/083/018.md

369 B

dia ho fantatr'izy ireo

Azo ambara ho manao fangatahana amin'Andriamanitra ny mpanoratra. DH: "hahatonga azy ireo hahalala" (UDB)

no ilay Avo Indrindra

Andriamanitra manapaka ambonin'ny zava-drehetra ambonin'ny tany dia lazaina toy ny hoe nasandratra ambonin'ireo zavatra hafa. DH: "no avo indrindra, ary Ianao manjaka amin'ny zava-drehetra eto ambonin'ny tany"