# dia ho fantatr'izy ireo Azo ambara ho manao fangatahana amin'Andriamanitra ny mpanoratra. DH: "hahatonga azy ireo hahalala" (UDB) # no ilay Avo Indrindra Andriamanitra manapaka ambonin'ny zava-drehetra ambonin'ny tany dia lazaina toy ny hoe nasandratra ambonin'ireo zavatra hafa. DH: "no avo indrindra, ary Ianao manjaka amin'ny zava-drehetra eto ambonin'ny tany"