plt_tn/psa/083/016.md

16 lines
679 B
Markdown

# Fenoy henatra ny tavan'izy ireo
Eto ny "tava" dia manondro an'ilay olona manontolo. DH: "Ataovy menatra loatra izy ireo"
# hahafahany mitady ny anaranao
Eto ny "anarana" dia maneho ny fahefan'Andriamanitra. Ireo fahavalon'Andriamanitra miaiky fa mahery Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe izy ireo miezaka ny hitady an'i Yaveh. DH: "hahafahan'izy ireo miaiky fa mahery Ianao"
# mitady ny anaranao
Ireo mety ho heviny dia 1) miaiky ireo fahavalon'Andriamanitra fa mahery Izy na 2) mangata-pamonjena amin'Andriamanitra ireo fahavalo na 3) manomboka manompo sy mankatò an'Andriamanitra ireo fahavalony.
# ho faty anaty fahafam-baraka
"ho faty izy ireo rehefa afa-baraka"