plt_tn/psa/083/016.md

679 B

Fenoy henatra ny tavan'izy ireo

Eto ny "tava" dia manondro an'ilay olona manontolo. DH: "Ataovy menatra loatra izy ireo"

hahafahany mitady ny anaranao

Eto ny "anarana" dia maneho ny fahefan'Andriamanitra. Ireo fahavalon'Andriamanitra miaiky fa mahery Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe izy ireo miezaka ny hitady an'i Yaveh. DH: "hahafahan'izy ireo miaiky fa mahery Ianao"

mitady ny anaranao

Ireo mety ho heviny dia 1) miaiky ireo fahavalon'Andriamanitra fa mahery Izy na 2) mangata-pamonjena amin'Andriamanitra ireo fahavalo na 3) manomboka manompo sy mankatò an'Andriamanitra ireo fahavalony.

ho faty anaty fahafam-baraka

"ho faty izy ireo rehefa afa-baraka"