forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
797 B
Markdown
16 lines
797 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny mpanoratra mampiasa fampitahana mba hamaritana ny famotehan'Andriamanitra tanteraka an'ireo fahavalon'Israely.
|
|
|
|
# ataovy tahaka ny tadio izy ireo, tahaka ny akofa eo anoloan'ny rivotra
|
|
|
|
Ireo fanamabarana roa ireo dia miteny an'Andriamanitra mamotika ireo fahavalony toy ny hoe rivo-mahery mitsoka mora foana azy ireo.
|
|
|
|
# tahaka ny afo izay mandoro ny ala, ary tahaka ny lelan'afo izay mampirehitra ireo tendrombohitra
|
|
|
|
Ireo Fanambarana roa ireo dia miteny ny famaizan'Andriamanitra toy ny hoe afo, ary ireo fahavalon'Andriamanitra no zavatra dorana anatin'ny afo.
|
|
|
|
# Hazao amin'ny rivo-maherinao izy ireo, ary ampihorohoroy amin'ny tafio-drivotrao
|
|
|
|
Ireo fanambarana roa ireo dia mangataka an'Andriamanitra handrava ireo fahavalo amin'ny tafio-drivotra.
|