plt_tn/psa/083/013.md

797 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra mampiasa fampitahana mba hamaritana ny famotehan'Andriamanitra tanteraka an'ireo fahavalon'Israely.

ataovy tahaka ny tadio izy ireo, tahaka ny akofa eo anoloan'ny rivotra

Ireo fanamabarana roa ireo dia miteny an'Andriamanitra mamotika ireo fahavalony toy ny hoe rivo-mahery mitsoka mora foana azy ireo.

tahaka ny afo izay mandoro ny ala, ary tahaka ny lelan'afo izay mampirehitra ireo tendrombohitra

Ireo Fanambarana roa ireo dia miteny ny famaizan'Andriamanitra toy ny hoe afo, ary ireo fahavalon'Andriamanitra no zavatra dorana anatin'ny afo.

Hazao amin'ny rivo-maherinao izy ireo, ary ampihorohoroy amin'ny tafio-drivotrao

Ireo fanambarana roa ireo dia mangataka an'Andriamanitra handrava ireo fahavalo amin'ny tafio-drivotra.