plt_tn/psa/083/011.md

16 lines
490 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy mampatsiahy an'Andriamanitra amin'ireo fahavalo hafa efa nalavony ho an'Israely tany amin'ny lasa.
# Oreba ... Zeba ... Zebaha ... Zalmona
Ireo rehetra ireo dia anarana mpanjaka.
# Hoy izy ireo
Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Oreba, Zeba, Zebaha ary Zalmona.
# ny tany fihinanam-bilon'Andriamanitra
Izany dia milaza momba ny tany Israely toy ny hoe tany fihinanan'ny ondry ary Andriamanitra no mpiandry miambina izany.