# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy mampatsiahy an'Andriamanitra amin'ireo fahavalo hafa efa nalavony ho an'Israely tany amin'ny lasa. # Oreba ... Zeba ... Zebaha ... Zalmona Ireo rehetra ireo dia anarana mpanjaka. # Hoy izy ireo Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Oreba, Zeba, Zebaha ary Zalmona. # ny tany fihinanam-bilon'Andriamanitra Izany dia milaza momba ny tany Israely toy ny hoe tany fihinanan'ny ondry ary Andriamanitra no mpiandry miambina izany.